Tonga soa

 

http://ceameam.org

Rotsakorana mikija raha vao tonga tao amin’ny seranam-piaramanidina Roland Garros izahay. (la pluie tombait averse à notre arrivée à l’aéroport Roland Garros)

Tsy nahakivy anefa izany satria ny namana Daniel Filohan’ny CEMEA Réunion no nitsena anay tamin’ny tsiky sy tamin’ny fiara (cela ne nous a pas décourgé car notre ami Daniel, Président des CEMEA Réunion est venu nous accueillir avec le sourir et sa voiture).

Tamin’ny 3 ora maraina vao nahita fandriana hatoriana izahay. Nampiantranon’i Daniel CADET mivady izahay io alina/maraina io (c’est seulement à 3h du matin que nous avons pu aller au lit au domicile de la Famille Daniel CADET).

Tafafoha tamin’ny 7 ora ihany anefa izahay satria mbola lavitra ny dia hamonjy ny toerana hivoriana (nous avons pu quand même nous lever à 7h du matin car la route est encore longue pour réjoindre notre lieu de rencontre à L’Etang Salé).

Na dia nirimorimo nihoatra ny 100 km/h aza ny fiara noentin’i Daniel, dia naharitra adiny iray mahery ny dia (malgré la grande vitesse à laquelle Daniel conduisait la voiture, nous ne sommes arrivés à l’Etang Salé qu’après plus d’une heure de trajet).

Ny marainan’io Alahady 4 mars 2018 tamin’ny 10 ora maraina no nanomboka ny fihaonana (c’est le matin du dimanche 4 mars 2018 à 10h que la session a commencé).

 

 

 

Nanamarika io andro voalohany io ny fifankafantaran’ny mpandray anjara, ny fikambanana misy ny tsirairay ary ny fotodrafitrasa ananany (cette journée a été consacrée à la présentation des particpants, de chacune de leurs associations et des infrastructures dont elles disposent).

Toy izao manaraka izao ny fampahafantarana ny fotodrafitrasa ananan’ny CEMEAM (Voici la présentation succinte des ressources que les CEMEAM mettent à la dispositon du projet).

 

Iray amin’ireo fotodrafitrasan’ny CEMEAM ao amin’ny foibe fiofanana Ankadikely Ilafy n élément des infrastructures des CEMEAM au centre de formation à Ankadikely Ilafy).

Les CEMEAM disposent d’un Centre d’accueil et de formation à Ankadikely Ilafy, pouvant accueillir (manana toeram-piofanana iray ahafahana mandray) :

  • plus de 1000 personnes en excursion ou en garden party (olona mihoatra ny 1000 raha hitsangatsangana)
  • 150 personnes en séminaire, stage, réunion d’association ou de famille, mariage… (olona mihoatra ny 150 raha hivory na hanao seminera)
  • 60 personnes en internat (olona 60 raha hatory)
  • Bungalows pour familles en week-end (efitrano fandriana hoan’ny fianakaviana te hiala sasatra amin’ny faran’ny herinandro)
  • Vaste espace de détente et de loisirs pour tous ceux qui veulent s’évader de la ville en week-end (toerana malalaka azo hitsangatsangana sy hialana voly)

 

Ny tohiny dia hita ao amin’ny fandaharam-potoana (voir la suite dans le programme publié sur le site).